Dikan'ny teny : vombo

Hampiditra dikany vaovao
1 na Vombona na Vovona a,: Ny volon'ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitya. 1 Ny rixan-damosin'ny hazandrano. - F,-p,: Manangam-bombo, manangam-bombona na manangam-bovona: tezitra na ta hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel