Dikan'ny teny : vongady

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vongana iray manontolo mitsinkasina ho azy er?. 1 t.Lf.: Vongadina, avongady, voavongady, tafavongady / mamongady, famongady, mpamongady / amongadiana, famongadiana / mivongady, fivongady, mpivongady 1 ivongadiana, fivongadiana / mahavongady / vongadingady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel