Dikan'ny teny : vongaingy

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Vongaingika a.: Fiforetana eo ambany entamavesatra. - t.i.f.: Avongaingy, tafavongaingy 1 manavongaingy / mivongaingy, fivongaingy, mpivongaingy / ivongaingena, fivongaingena, fivongaingehana / mahavongaingy / vongaingingaingy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel