Dikan'ny teny : voninkazo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Organa mampitombo taranaka ny ankamaroan'ny zavamaniry, izay mizara roa: ny fitoeram-boa ary ny ravim-bony, izay mazàna miloko sy manana endrika mahafinaritra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel