Dikan'ny teny : vonjena

Hampiditra dikany vaovao
1 (vonjy) mt, (vonjeo): Itondrana vonjy, alana amin'ny loza: Vonjeo haingana ir? zozo ir? fa nianjera 1 Aleha, hatonina: Vonjeo haingana ny Dokotera raha marary ianao. 1 Ampiana: Novonjeny ny mahantra ary nampiantranoiny ny tsy manan-k fabo fana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel