Dikan'ny teny : vonjy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Avotra, fanalana amin'ny loza; fanampiana, fiantràna. 1 t. L f.: Vonjèna, avonjy, voavonjy, vinonjy 1 mamonjy, famonjy, mpamonjy / amonjena, famonjena / mifamonjy 1 mahavonjy / vonjivonjy. - F,-p,: Vonjy aina: fanaovana izay hahavelona. I Vonjy fo: sakafo kely atao tohan'aina mialoha ny sakafo lehibe mbola tsy masaka. 1 h,o,: Famonjena kely na fahafaham-po kely mialoha. / Vonjy fotoana: famonjena ora na fotoana efa vita. I Vonjy maika na vonjimaika: ilazana ny zavatra ampiasaina mandrà-pahavitan'ny te-na izy. / Vonjy rano vaky: fanampenanà ny fefiloha izay vakin'ny rano. 1 h,o.: Enti-milaza koa ny famoriam-bola sy famonjena ireo tratran'ny tsY fahampiana tampoka na voina. / Vonjy taitra: fitondrana famonjena noho ny zava-niseho: jiolahy, hain-trano... I Vonjy tavan'andro: zavatra atao maika entina mamonjy fotoana vetivety. I Tra-bonjy: enti-milaza olona voavonjy ara-potoana soa aman-tsara. ¶ M.h.: Vonjimaika, vonjY tavanandro, vonjy taitra, vonjy ratio vaky. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel