Dikan'ny teny : vony

Hampiditra dikany vaovao
1 Voniny a: Ilay bokony mena mavokely amin'ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga vonin• kazo; fanja, 6 t.Lf: Mamony, famony, mpamony / amoniana, famoniana. Ahitsio
2 Vonivony p.t.: Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak'atody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel