Dikan'ny teny : vorivoriny

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Vorivorinkena a.: Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin'ny vavonin'ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin'ny rorohany ary mandalo mivantana any amin'ny vorivoriny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel