Dikan'ny teny : voromahailala

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vorona mpihinam-boan-iavamanirY ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian'ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin'ny toerana nialany indray; avy amin'izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel