Dikan'ny teny : voromahery

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-borona mpihaza sy mpihinankenam-biby velona; mety ho lehibe sy matanjaka ny voromahery any an-tany hafa ka mahazaka zanak'omby na zanak' ondry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel