Dikan'ny teny : vorondolo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vorona artisan' ny antsoina hoe tsy sahy andro; be maso, be vola, misy sangany kely ny vorondolo; noho izy mpivoaka amin' ny alina, dia malaza ho voron'ny mpamosavy izy; tsara ho fantatra anefa fa anisan'ny vorona mahasoa izy noho ny fihazany ny voalavo, totozy sy ny namany (iray fianakaviana amin'ny vorondolo ny tararaka sy ny matoriandro). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel