Dikan'ny teny : vorontsiloza

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vorona lehibe, fianakaviam-ben'ny akoho, vorombola..,, manam-bika hafa kely fa misy nofo mikiramborambo eo amin' ny lohany, ny tendany misy toa haingony mitarazoka ary ny rambony azony velarina toy ny fikopaka rehefa midoroboka izy; tsara hena ary tsy mba saro-devonina ohatra ny gisa ny vorontsiloza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel