Dikan'ny teny : vosotra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Vosobosotra a.: Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mba olona tia vosotra koa Rangahy iny! 1 Famazivaziana, hanihany. haraby. - t.i.f.: Vosorina, avosotra, voavosotra / mamosotra, famosotra, mpamosotra I amosorana, famosorana I mahavosotra / vosobosotra. - F,-p,: Anaram-bosotra:fanampy na solon'anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel