Dikan'ny teny : votsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra mamontsina fotsifotsy amin'ny hoditra ka toa maniry: Mivoraka ny lohan'ny votsy rehefa lendrano maharitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel