Dikan'ny teny : vovo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny feon'ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre oouàn'alika izy dia mandositra. - t.i.f.: Vovozina / mivovà, fivovà, mpivovà / ivovàzana, fivovàzana I mahavovà, * Ohab.: Vouàn'alika: tsy hery fa tahotra: enti-milaza ireo tsy maty am-bavany ne-fa maivana ady. Ahitsio
2 a.: Zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin'ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho faluna hazandrano. 1 t. L f• : Vovoina, voavovo 1 mamovo, famovo, mpamovo / amovoana, famovoana / mivovo, fivovo, mpivovo / ivovoana, fivovoana 1 mahavovo. - F.-p.: Mandatsa-bovo:mametraka vovo mba hahazoana hazandrano. / Misary vo-vo: maka ny hazandrano ao anaty vovo. / Nanim-bovo: ny antsoina amin'izany dia ilay fidirana mitsokotsoko mankao anaty vovo. J Tanam-bovo: fefy an-daniny roa izay tahaka ny anerena ny hazandrano hitsofoka ao anaty vovo izay mipetraka eo afovoany. * Ohab.: Miandry mahazo ohatra ny vouo: entina ilazana izay rehetra tsy mba manenjika nefa mahazo ihany. Ahitsio
3 a.: Fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel