Dikan'ny teny : vovoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsika ny maso ny uovoka. • Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy. - t.i.f.: Vovohina, voavovoka / mamovoka, famovoka, mpamovoka / amovohana, famovohana. * Ohab.: Ankizy nilaozantsakaiza ka milalao vovoka irery: enti-milaza ireo rehetra mahatsiaro ny maha-singany azy tsy eo namana, ka voatery mamalifaly ny tenany irery. J Volamena latsaka am-bovoka: tsy avelan' ny tarehiny tsy hihiratra: ilazana ny zava-tsoa izay tsy maintsy ampamirapiratin' ny hatsarany eny ihany, na aiza na aiza misy azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel