Dikan'ny teny : voy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanaovana izay hampisosa ny lakana amin'ny fikapohana ny rano. - t.i.f.: Voizina, avoy, voavoy 1 mivoy, fivoy, mpivoy 1 ivoizana, fivoizana 1 mahavoy 1 voivoy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel