Dikan'ny teny : vozihitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fibontsinanamakadiry azon'ny rivotra, fivontosana, fibibahana. - t.i.f.: Vozihirina, avozihitra, voavozihitra, tafavozihitra 1 manavozihitra, fanavozihitra, mpanavozihitra 1 anavozihirana, fanavozihirana / mivozihitra, fivozihitra, mpivozihitra / ivozihirana, fivozihirana 1 mahavozihitra 1 vozihijihitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel