Dikan'ny teny : vozona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan'ny soroka sy ny loha: Misy uailahy kely eo amin' ny vozony. • Enti-milaza koa fanerena hanaiky. 1t.if.: Vozonana Imamozona, famozona, mpamozona 1 amozonana, famozonana 1 mahavozona I am-bozona 1 miambozona, fiambozona, mpiambozona 1 iambozonana, ffambozonana 1 mahambozona. - F,-p,: Taingim-bozona: sady fampijaliana no fanandevozana. / Tandroka aron'ny vozona: fitenenana ilazana ny olona manana fahefana na harena na fahaizana izay manana adidy koa hamonjY sy hitandrina ny eo akaikiny amin'ny loza mety hahavoa azy. / Tery vozona: fanera-na hanao zavatra na tiana na tsy tiana. J Vozon'akanlo: ny manodidina ny tenda amin'ny akanjo. / Vozon-tauoahangy: ny eo ambanin' ny vava tavoahangy izay andraisana azy. I Varifitoventy mahatapaka ny vozon'akoho: fitenenana enti-milaza zavatra kely mahatonga zavadehibe ho simba. * Ohab.: Manalasala ohatra ny uozon'akoho tanora: enti-milaza zavatra tsy hita ha-tao ho tsars na ratsy ka manahirana ny saina ny manapaka na hitana na hamela azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel