Dikan'ny teny : z

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy; izay miova ho "j" amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra = toe-jauatra, ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Manzaitra = manjaitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel