Dikan'ny teny : zafindraony

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-javatra tompon-tany nampifangaroina tamin'ny karazana vahiny ka nahatonga karazana hafa eo anelanelany: A-koholahy zafindraony. / Hira zafindraony. ΒΆ M,h.: Kinto, kiry, sarY, safiotra, metisy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel