Dikan'ny teny : zahatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vatan-kazo na volotsangana lehibe maromaro akambana ka atao solon-dakana fitana rano: Nita tamin'ny zahatro ny mpianatra ka horakoraka moa izao! * Ohab.: Mampitaha lakana amin-jahatra: mampitovy zavatra roa tsy mitovy lanja na vidy veljvely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel