Dikan'ny teny : zaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Dity, fitondràna: Fikasana an'olombelona fa ny zaka an-Janahary. 1 mt th. ft.: Azo entina fa tsy mavesatra amin'ny tena: Zakako io vota io. (t Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy. ~ Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mafy loatra. ~ Aritra: Zakanao ve izany hafanana 36° izany? ~ Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany. - t.i.f.: Zakaina, voazaka I manjaka, fanjaka, mpanjaka ; anjakàna, fanjakàna ; mizaka, fizaka, mpizaka ; izakàna, fizakàna 1 mahazaka 1 ahazakàna, fahazakàna 1 zakazaka. - F.-p.: Mahery zaka: sarotra entina, sarotra fehezina. / Mihory zaka: manao araka ny faniriany, manaran-tsitrapo. / Olon-jako: olom-pehezina. * Ohab,: Ny fahoriana mahazaka maniraka: enti-milaza fa rehefa sendra fahoriana ny tena, mitotototo atsy, mitotototo ary, mitady izay hivelomana. Ahitsio
2 a.: Teny, resaka, tafa. i tif: Mizaka, fizaka, mpizaka 1 izakàna, fizakàna. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel