Dikan'ny teny : zakaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (zaka) mt. ih. (zakao): Leferina: Zakao ny zava-tsarotra fa hisy ualiny ihany izany. 1 Entina, fehezina, didiana: Niala ilay mpampianatra fa tsy hainy zakaina, hono, ireo mpianatra maditra ireo. •Karakaraina, iantohana: Nozakain'ny fokonolona daholo ny sekoly tao amin'ny fokontany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel