Dikan'ny teny : zalahy

Hampiditra dikany vaovao
1 s.a.: Teny ilazan'ny tovolahy ny tovolahy tahaka azy, ka fomba roa no ampiasany azy: 1) enti-miantso: Andeho hiasa, ry zalahy a! 2) ilazana ny hala, ka ambara amin'izany fa tsy ao anatiny ny tena: Ry zalahy no nanao an'io koah! / Lazain-dry zalahy fa... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel