Dikan'ny teny : zanatany

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tany izay zanahin'ny tany iray hafa, izany hoe alainy an-keriny na ankafetsena ho eo ambany fifehezany ka mifamatotra aminy amin'ny lafiny maro: ara-barotra, ara-toe-karena, ara-tsaina... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel