Dikan'ny teny : zavamaneno

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana itambaram-be ilazana zavatra amboarin'olombelona mba hamoaka feo mahafinaritra azo anaovana feon-kira na anarahana hira: Ny sodina, ny valiha ary ny gitara dia samy zauamaneno. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel