Dikan'ny teny : zavamaniry

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Anarana ikambanan'ny zavatra rehetra avy amin'ny voa alevina ao anaty tany ka mitombo ho azy irery ao, misy faka, taho, ravina, voniny ary voa. Zavarina (zavatra) mt. ih. (zavaro): Atao, amboarina: Zauarin'ny mpandrafitra ho fanaka tsara tarehy ny hazo ala marokoroko. • Terena: Nozavarin'ny fahoriana no nahatonga azy hangalatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel