Dikan'ny teny : zavona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin'ny maraina na ny hariva eny amin'ny habakabaka, akaikin'ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon'ny tendrombohitra: A-min'ny sivy eo ho eo vao misaaa ny zavona. - t.i.f.: Manjàvona, fanjàvona, mpanjàvona 1 anjavonana, fanjavonana 1 zavonjavona. - F,-p,: Misaua ny zavona: lasa na foana ny zavona; enti-milaza koa ny fahataperan' ny fotoam-pisaonan'ny maty vady. / Tongo-javona: ilazana ny erikerika sy zavona mirefarefa eny amin'ny toerana ambany rehefa levona ny betsaka. / Zavom-pisaka: ny zavona manify sisa tavela eny an-dohasaha sy eny ankavoana. J Zavon-tany: jar. Zavontany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel