Dikan'ny teny : zazahova

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin'ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon'ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin'ny fanjakana ka noverezin-jo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel