Dikan'ny teny : zendana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Gaga tsy mahateny fa kehana foana amin' ny fahitana zavatra iray tsy nampoizina eo amin'ny toetrany; talanjona; mitampimbava: Zendana aho nahita ilay vy be an-taonina maro misosa miakatra eny amin' ny habakabaka - t.i.f.: Mahazendana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel