Dikan'ny teny : zinga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanovozan-drano any am-pantsakana na ao antsinibe: Touozy amin'ny zinga ny rano. 1 Fisotroan-dra- no: Zatra amin'ny an-tohojfnga ka tsy velona amin'ny an-kararàna. ? Vata famarana taloha mitovy fatra amin' ny 5 litatra amin'ny famarana ankehitriny. - t.i.f.: Zingaina, voazinga / manjinga, fanjinga, mpanjinga I anjingàna, fanjingàna 1 mahazinga. - F.-p.: Manao rano dikain' ny zinga: tsy manaja ny ambaratongam-pahefana fa mandingana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel