Dikan'ny teny : zipo

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. jupe) a.: Akanjombehivavy mandrakotra ny valahana no ho midina ka hatreo ambony na ambany 1ohalika arakaraka ny lamaody. - t.i.f: Mizipo, fizipo, mpizipo 1 izipoana, fizipoana / mahazipo. - F.-p,: Zipo jobo lava: zipo kely vava fa be vatana ary lava. / Zipo tapaka: zipo fanao anatiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel