Dikan'ny teny : ziva

Hampiditra dikany vaovao
1 (fit.-p.) a: Mpifankatia ara-belirano toy ny mpihavana akaiky mihitsy, nefa mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana. - t.i.f.: Miziva, fiziva, mpizlva. Ahitsio
2 a: Kirihitr'ala. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel