Dikan'ny teny : zoma

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zohy, lava-bato. Ahitsio
2 a.: Andro fahadimy amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo =in' ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; na-tao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. a F.-p.: Tsy mahandry andro zomà: enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel