Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Famoa: a. : Zavamaniry mitovitovy amin'ny vero, izay misy voniny mibohabohaka toy ny landihazo ary bebe ravina. (N oh everin ' ny Ntaolo ho tandindon'ny fanambinana ny famoa ka tamin'ny fomban-dmzana nirariana soa, toy ny ala volon-jaza, dia anisan-javatra novorina ny famoa). Ahitsio
Famoafadiana: (voa) a. : Fitenenana na fanaovana ratsy mahatonga ny olona manatrika ho menatra. Ahitsio
Famoahana: (uoaka) a. : Fanalana hiala ny trano, fanesorana : Hanampy ny famoahana ny are tina it? fanafody it?. 1 Famosahana, fampisehoana voaiohany : Famoahana laiàna; famoahana vola vaovao. * Fampisehoana, filazana : Famoahana an-gazety. ?Fandefasana ny zanakavavy hanambady. Ahitsio
Famoaka: (voaka) a. : Fomba entina mamoaka. ? p.t. : Azo avoaka. Ahitsio
Famoaka: a. : Bibikely ampidirina amin'ny lavaky ny angely mba hamoaka sY hihantsy azy hivoaka hampiadina. Ahitsio
Famoalaka: a. : Karazam-piasana toy ny fandraka, saingY izy korongo dia korongo, a-tao fandoahan-kazo. Ahitsio
Famoanjo: (voanjo) a. : Fomba entina mamoanjo, marnetraka na mandefa miaramila hiandry tany. Ahitsio
Famoanjoana: (uoanjo) a. : Fametrahana na fandefasana miaramila hiandry tany. Ahitsio
Famoasana: na Fivoasana (vofy) a. : Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..), ? Fanazavana : Fiuoasana tanin' ny Soratra Masina. ? Fitsikerana : Famoasana lahatsoratra, Ahitsio
Famofoana: (fofo) a. : Fikasana haka ho fofombady. Ahitsio
Famofonana: (fofo) a. : Fandefana fofona. Ahitsio
Famofy: Fivofy (uofy) a. Fomba entina mamofy, mivofy, manesotra ny hoditra manazava, mitsikera. ? p.t. Azo voasana. Ahitsio
Famoha: (voha) a. : Fomba entina mamoha. ? p.t. : Azo vohaina. Ahitsio
Famohamandry: a : Famantaranandro misy lakolosy kely izay maneno ka manaitra a-min' ny fotoana tiana hifohazana raha matory. Ahitsio
Famohana: (voha) a. : Fanokàfana. Ahitsio
Famohavoha: (vohavoha) a. : Fomba entina mamohavoha, manasaratsaraka ny vohavoha alohan'ny hamolesana azy. ? p, t. : Azo vohavohaina. Ahitsio
Famohavohana: (vohavoha) a. : Fanasaratsarahana ny vohavoha alohan'ny hamolesana azy, farneraverana, fitsikeràna. Ahitsio
Famohazana: (foha) a. : Fanairana, fanohinana mba hahatsiaro, fampahatsiarovana. Ahitsio
Famohirana: (vohitra) a.: Fampibontsinana. Ahitsio
Famoinana: (foina) a. : Tsy famelana hihetsika na hipaika (fanorona). Ahitsio