Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fivazivaziana: (vazivazy) Fihomehezana, filalaovana, fananihaniana. Ahitsio
Fivazivazy: (uazivazy) a.: Toetran'ny olona mivazivazy. Ahitsio
Fivazizo: (vazizo) a,: Fomba na toetran'ny olona mivazizo, izany hoe mitaria tsisY farany, mitomany lavareny mahasosotra. Ahitsio
Fivazizoana: na Fivazizo (vazizo) a.: Fitarlavana tsisy farany; fitomaniana lavareny mahasosotra: Mahasorena ny fivazizon'io zaza io fa ento mivoaka any, Ahitsio
Fivazo: (vazo) a.: Fomba entina mivazo na mihira kalompitiavana. Ahitsio
Fivazoana: (vazo) a.: Fihirana kalom-pitiavana. Ahitsio
Fivela: (vela) a.: Toetran'ny zavatra mivela, izany hoe miianona natokana. Ahitsio
Fivelana: (vela) a.: Fijanonana natokana. Ahitsio
Fivelarana: (velatra) a.: Fisokafan'ny zavatra iray nikombona na nihorona: Fivelaran' ny boky. / Fivelaran'ny raozy. ~ Fotoana isehoan'ny hery na hatsaran'ny zavatra iray: Matokisa fa fotoana fiuelaran'ny sain'ny zaza indrindra izao taonany izao, ? Fitsorana mivalampatra tsara: Akory izany fivelarany teo ambony posy. ? Fihaingoana, firaratana: Fivelaran' ny olona ny andro fety. Ahitsio
Fivelatra: (velatra) a.: Fomba entina mivelatra, izany hoe misokatra rehefa avy nikombona na nihorona. Ahitsio
Fivelezana: (vely) a.: Fikapohana vary mba hampihintsana ny voany: Ny toerana fivelezam-bary no atao hoe famoloana. 1 Fampanenoana zavamaneno amin'ny fikapohana azy: Fivelezana amponga, lakolosy. Ahitsio
Fivelomana: (velona) a.: Fiainana: Sarotra ny fivelomana amin'izao andro izao. •Fahazoana ny zavatra ilaina mba hahavelona: Asa tanana no fiueloman-dRanaivo, ¶ M.h,: Antom-pivelomana, kap oaka, fitadiavana, karama. Ahitsio
Fively: (vely) a.: Fomba entina mively na mikapoka amin'ny kanonta. 1 Kanonta fandentehana fantaka, na fandraka, na fantsika. Ahitsio
Fivembena: (vena) a,: Fomba na toetran'ny olona na zavatra mivembena, izany hoe mirondrona na tsy mandeha mahitsy tsars fa mitongilana atsy mivezina aroa. Ahitsio
Fivembenana: (vena) a,: Firondronana, tsy fandehanana mahitsy tsara fa mitongilana atsy mivezina aroa. Ahitsio
Fivena: (vena) a.: Toetran'ny zavatra mivèna, na miraika, miriina, mitongilana. Ahitsio
Fivenavena: (venavena) o,: Toetran'ny zavatra mivenavena, izany hoe misokatra makadiry, mitanatana. Ahitsio
Fivenavenana: (venauena) a.: Fisokafana makadiry, fitanatanna; fitaraikiraikena, fitahontahonana. Ahitsio
Fivendrana: (vendrana) a.: Toetran'ny maso mivendrana, izany hoe mihenjana misokatra kely. Ahitsio
Fivendrivendrena: (vendrivendry) a.: Fitotototoana ats? sy ar?; fahajambena. Ahitsio