Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanakimpiana: (kimpy) a : Fanakombonana ny hodi-maso ka manjary tsy mahita ny maso. Ahitsio
Fanakimpy: (kimpy) a. : Fomba entina manakimpy, manakombona ny hodi-maso ka manjary tsy mahita ny maso. Ahitsio
Fanakipahana: (kipaka) a. : Fanalana, fanendahana, fanariana. Ahitsio
Fanakipaka: (kipaka) a : Fomba entina manakipaka, mana-la. +p.t. : Azo akipaka. Ahitsio
Fanakipihana: (kipiha) a. : Fanesorana zavatra hiala ka ailika; fanipazana, fanalana zavatra amin'ny fanakifihana. Ahitsio
Fanakipika: (kipika) a. : Fomba entina manakipika, manesotra zavatra hiala ka ailika. 1 p.t. : Azo akipika, azo esorina ka ailika. Ahitsio
Fanakipilizana: (kipily) a.: Fitorahana zavatra olona, ka mihodinkodina alohan'ny hiantefany ilay zavatra atoraka. Ahitsio
Fanakipily: (kipily) a. : Fomba entina manakipily, mitoraka olona amin-javatra iray izay toa mihodinkodina alohan' ny hiantefany. Ahitsio
Fanakira: (kira) a : Fomba entina manakira, manala ny kira. 1 p, t. : Azo kiraina. Ahitsio
Fanakiramborambo: (kiramborambo) a. : Fomba entina manakiramborambo, mamela zavatra hikirazoraz o. Ahitsio
Fanakiramboramboana: (kiramborambo) a : Famelana zavatra hikiraz oraz o. Ahitsio
Fanakirana: (kira) a, : Fakana ny kira na ny hoza-dravfny amin'ny zavamaniry. Ahitsio
Fanakiraro: (kiraro) a : Fomba entina manakiraro, manisy kiraro ny tongotr' olona iray. Ahitsio
Fanakiraroana: (kiraro) a : Fanasiana kiraro ny tongotr' olona iray. Ahitsio
Fanakiraviravezana: (kirauirauy) a, : Fanantonana zavatra ka akirazorazo ilay izy fa tsy atehika amin'ny tany. Ahitsio
Fanakiraviravy: (kiroviravy) a. : Fomba etina manakiraviravy, na manantondavatra mba hikirazorazo tsy hitehika amin' ny tany. Ahitsio
Fanakirazorazo: (kirazorazo) a.: Fomba entina manakirazorazo, manantona tsy mitehika amin'ny tany. Ahitsio
Fanakirazorazoana: (kirazorazo) a. : Fanantonana mihevaheva tsy mitehi-tany. Ahitsio
Fanakiririohana: (kiririoka) a,: Fikiakiavana eo an-tsofin'ny sasany; fitsofana tsotsbka. Ahitsio
Fanakiririoka: (kiririoka) a : Fomba entina mikiririoka, mitsoka Idririoka na mikialdaka eo an-tsofin'ny sasany. Ahitsio