Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanako: (ako) a. : Fomba famerenana ny feo : Mahatahotra ny fanakon'itSr trano i t?. Ahitsio
Fanakoa: (koa) a : Fomba entina manakoa, mampianjera. mampihotsaka. Ahitsio
Fanakoana: (ako) a. : Fiverenan'ny feo amin'ny toerana manako. Ahitsio
Fanakoavana: (koa) a : Fampianjerana, fampihotsahana. Ahitsio
Fanakoba: (koba) a. : Fomba arahina rehefa manakoba, manao zavatra ho mohaka malemy dia malemy. Ahitsio
Fanakobahana: (koboka)a : Fanetsiketsehana, fanasana (zavatra) ao anaty rano. Ahitsio
Fanakobaka: (kobaka) a. Fomba entina manakobaka, manetsiketslka, manasa (zavatra) ao anaty rano. Ahitsio
Fanakobàna: (koba) a. : Fanaovana zavatra ho mohaka ma lemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray. Ahitsio
Fanakobana: (koba) a. : Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony. ? p. t. : Azo kobanina. Ahitsio
Fanakobanana: (kobana) a. :Fanatsikebonana ny rano ka miloatra ny loto; fanetsiketsehana, fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio; fampivontosana. Ahitsio
Fanakobila: (kobila) a. : Fomba entina manakobila, mamilavila; tsy mitondra roa, mandroridroritra. Ahitsio
Fanakobilana: (kobila) a. : Familavilana, f am orip or e tana, tsy fitondrana roa, fandroridroritana. Ahitsio
Fanakobona: (kobona) a. Fomba entina manakobona, manafina na manarona ao anaty lamba. Ahitsio
Fanakobonana: (kobona) a. Fandrakofana amim-pitandremana, fanafenana ao anaty akanjo, ao anaty lamba. Ahitsio
Fanakodia: (kodia) a. : Fomba entina manakodia, mamarina, manatsimbadimbadika. Ahitsio
Fanakodiavana: (kodia) a. : Fanaovana izay hitsimbadimbadihan' ny zavatra iray. Ahitsio
Fanakodingiana: (kodingy) a. Fanakodiadiavana, fanonganana. Ahitsio
Fanakodingy: (kodingy) a. Fomba entina manakodiadia, manongana. 1 p.t. : Azo akodingy, akodiadia, aongana. Ahitsio
Fanakododohana: (kododoka) a : Fanaovana haingana, fampanaovana haingana. Ahitsio
Fanakododoka: (kododoka) a. : Fomba entina manakododoka, mampanao haingana. Ahitsio