Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanakorofoka: (korofoka) a. : Fomba entina manakorof o-ka, manetsiketsika ny tena sy ny tanna. Ahitsio
Fanakorombiana: (koromby) a : Fiarovana, fanalokalofana, fitahirizana, fitandremana mba tsy ho simba. Ahitsio
Fanakoromby: (koromby) a. : Fomba entina manakoromby, miaro, manalokaloka, mitahiry mba tsy ho simba. Ahitsio
Fanakorongo: (korongo) a. : Fomba entina manakorongo, mampiforitra, mampilefitra. Ahitsio
Fanakorongoana: (koromby) a. : Fampiforetana, fampileferana; fampan akekez ana. Ahitsio
Fanakorontana: (korontana) a.: Fomba entina manakorontana, manimba ny filaminana, mampisafotofoto. Ahitsio
Fanakorontanana: (korontana) a : Fanimbana ny filaminana, fampisafotofotoana, fampitabatabana. Ahitsio
Fanakorosiana: (korosy) a.: Fanakorotsahana zavatra izay atosika rahateo koa. Ahitsio
Fanakorosy: (korosy) a. : Fomba entina manakorosy zavatra izay arahin-tosika indray koa. Ahitsio
Fanakorotehana: (korotika) a.: Fandrovitana tsy misy kitotony, fanakotehana; fanimbana; fanasavorovoroana. Ahitsio
Fanakorotika: (korotika) a. : Fomba entina manakorotika, mandrovitra tsy misy kitotony, manakotika. Ahitsio
Fanakorotsahana: (korotsaka) a. : Fanidinana, fanakorianana, fampidinana. Ahitsio
Fanakorotsaka: (korotsaka) a.: Fomba entina manakorotsaka, manakoriana, mampidina. Ahitsio
Fanakosenana: (kosina) a. : Fandotoana, fanosenana; fampiarahana amin'ny fatritran' olona. Ahitsio
Fanakoserana: (kositra) a. : Fandilorana, fampihodinana hazo iray lava eo ambonin'ny hazo iray hafa mba hahazoana af o. Ahitsio
Fanakosesena: (kosesy) a. : Fanaovana haingana tsy misY fiatoana, tsy an-kijanona. Ahitsio
Fanakosesy: (kosesy) a. : Fomba entina manakosesy, manao haingana tsy misy fiatoana, tsy an-kijanona. Ahitsio
Fanakosina: (kosina) a. : Fomba entina manakosina, mandoto. Ahitsio
Fanakositra: (kositra) a, : Fomba entina manakositra, mampihodina hazo iray lava eo ambonin'ny hazo iray hafa mba hahazoana afo. Ahitsio
Fanakosohana: (kosoka) a. : Fampandalovana (ny tanana na borosy) eo ambonin'ny zavatra iray hampahadio azy. Ahitsio