Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Mangovingovitra: (houitra) p.t.: Enti-milaza ny loha na ny tanana na ny rantsambatana iray mihetsiketsika na mihevingevin-dava noho ny aretina. ¶ M.h,: Heverina. Ahitsio
Mangovitra: (hovitra) mt. s. (mangovita): Mahatsiaro toa mihetsiketsika ny tena manontolo noho ny hatsiaka: Namirifiry ny hatsiaka; nan. govitra lzy amin'ilay didimananjara keliny ambony lohalika. 1 Matahotra izaltsizy: Nangouitra aho raha vao nahare ny feon'llay biby. ¶ M.h.: Mivihivihy, mifihifihy, mipararetra, mihararetra, mihenavelona, mihovotrovotra, mihorohoro, mihoron-koditra, mari-koditra, mitora-kovitra, manaran-defona. Ahitsio
Mangozohozo: (hozohozo) p, t.: Mivembena noho ny hahiazana. Ahitsio
Mangy na Nangy: a.: Faritra somary mibontsina eo amin' ny foto-tsofina: Olona be mangy. • lao.: Fanampy, tombo: "Kely ny vola maty ary ny hauizanana manginy fotsiny", hoy Rakoto avy nivarotra mangahazo tany antsena. Ahitsio
Mania: (sia) mt.s.: Mandehaamin'ny lalan-diso: Ondry ma-nia. 1 h.o.: Miala amin'ny lalan'ny fahamarinana. Ahitsio
Maniaina: hamanjaina, amanja, voamanja j manamanja, fanamanja, mpanamanja j anamanjana, fanamanjana j mahamanja 1 maniamanja i hamanja, fahamanja, hamanjana, fahamanjana. Ahitsio
Maniasia: (siasia) mt.s.:Mivily, miblrioka: Tsy mahagaga 1-zany satria mets, maniasia tokoa ny fo, Ahitsio
Maniboka: (hiboka) mt. p. (maniboha): Manidy amin'ny toerana anankiray ka tsy mamela hivoaka. Ahitsio
Manidina: (idina) mt, p. (manidina): Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaepy. 1 Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolo. sy. Ahitsio
Manidina: (sidina) mt. s. (manidtna): Mihetsika na mihantona eny amin'ny rivotra amin'ny aialan'ny elatra: Manidina ambony ny papango. 1 Mandeha eny amin'ny habakabaka: Nahita aroplanina nanidina aho tamjn'ny 7 ora teo ho eo, 1 Mihantona, mivoivoy eny amin'ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiauana io fa manidina ny uouoka, / Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly. 1 Enti-milaza olona — indrindra ny vehivavy — mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tououauy fatra-panidina Io. Ahitsio
Manidoka: Jer. ManodokaManifaina a.: Aretina na fivontosanajamin'ny nonon'ny vehivavy. Ahitsio
Manidy: (hidy) mt, p. (manidia): Manao izay tsy hahafahan'ny varavarana, vavahady, hidin-drano,., mivoha: Nanidy varavarana tamin'ny karetsaka tzy dia lasa natory. 1 Misakana na mandrara tsy hahazoana mandeha: Misy didy manidy ny lalana miankandrefana fa misy are. tf-mifindra, hono, any. Ahitsio
Manifakifaka: (kifakifaka) mt. P. (manifakifaha): Manilika, mitsipaka, mandroaka, mainpihataka. Ahitsio
Manifika: (hifika) mt, p. (manifiha): Mampiala, manesotra: Nanifika ny rano tamin' ny anana lzy ka lena ny tarehiko, • Manda, manosika: Nanifika azy ny fokonolona, Ahitsio
Manifikifika: (hifikifika) mt p,: Jer, Manifika, Ahitsio
Manifotra: (hifotra) mt. p,: Mameno; manentsina, manampina, Ahitsio
Manifotra: p. t,: ilazana ny tany mafy ny ambony nefa malemy ny ambany. 1 h,o,: Entina milaza koa ny olona mora kivy raha mbola tsy nanandrana akory. Ahitsio
Manify: (nify) p. t.: Tsy matevina, kararavina: Taratasy manify. 1 Tsy mifanety, tsy mikitroka: Efa ho soja Rama. toa iny fa manify dia manify ny uolony, 1 h,o,: Tsy dia manankarena. Ahitsio
Manihika: (tsihika) mt, p, (manihifa): Maka hazandrano amin'ny tandroho: Lasa nani. hika any amorona izy, 1 Ma-ka, mandànY, mangalatra tsi. kelikely: Manihika ny fananan'ny madinika no ataon' ny mpangoron.karena, Ahitsio
Manihikihy: (t, tr,) p.t.: Mi. gaingaina, Ahitsio