Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Maniho: (kiho) mt, s.: Manambintana mifanohitra amy,,,, manosika ny,., (fiteny indrindra amin'ny fanandroana sy amin'ny f,-p, vitsivitsy). - F,-p.: Voamena maniho a. riary: Enti-milaza zavatra ke. ly manakana ny lehibe tsy ho azo, Ahitsio
Manihy: (hihy) mt, (manihisa): Mikiky (hazo); manala ny hodi.malemy (mangahazo); manala ny voany amin' ny babin-katsaka. Ahitsio
Manikina: (sikina) mt, p, (ma. nikina): Mamora, mandidy foitra: Manikin,p, .jaza, Ahitsio
Manila: (ila) mt (manild): Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay uatan. kazo nibahana teo afovoandalana izy sao mandratra 1 Ahitsio
Manilahila: (hila) mt, p, (manilahild); Mayrpiraika, mampi. rondrona, Ahitsio
Manilaka: (silaka) mt, p, (manilaha): Manendaka sombiny amin'ny zavatra iTay, Ahitsio
Manilakila: (kilakila) mt. p. (manilakila): Mamoriporitra, mamozafoza, mandevilevy, ratsy fitondra. ¶ M.h.: Mikitakita, Ahitsio
Manilana: (ilana) mt. p, (manildna): Mampiraika mampirona, mampitongilana amin'nY ilany iray. Ahitsio
Manilangilana: (hilangilana) mt. s.: Mampihilangilana, mana. kivilivily, Ahitsio
Manilatra: (silatra) nit p. (manilara): Manendaka sombiny kely.l p.t.: Dimbana ka-1Y. Ahitsio
Manilema: Manakilema (kilema) mt. s, (manakilemd): Manapa-tsandrY na tongotra, manakoro, manimba tarehy, Ahitsio
Manilika: (ilika) mt, p. (maniliha): Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika? 1 Mamindm: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan'ny terza amln' ny hafa, 1 Manesotra tsy ho isany: Ny tenan'ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan'ny fikambanana - Ohab.: Tain'angely ka sa« my manilika ny eo am-baraoarany: enti-milaza fa tsy maintsy samy manala ny misakantsakana ny fiainanY,na manao ny adidiny tandrify ny tenanY, Ahitsio
Manilisily: (sily) mt. P. (manilisilia): Tsy manome afa-tsy kely bitika, Ahitsio
Manilo: (tsilo) mt.p. (maniloa): Manindrona: Manilo ny tsilo. / Manilo ny rantsan'ny oonindraozy, Ahitsio
Manilotsilo: (tsilo) p.t.: Manindrontsindrona etsy sy eroa: Manilotsilo ny volombava tsy noharatana hefarana, Ahitsio
Manima: (sima) mt, p, (mont-ma): Manabanga na mandimbana ny molotra arnbony na ny sisin-javatra. Ahitsio
Manimaka: Manasimaka (si. moka) rat, p, (manimaha): Ahitsio
Manimba: (simba) mt. p. (ma. nimbd): Manisy fahavoazana: Manimba ny uoninkazo ny riuotra, / Ny fana fintohinana manimba ny fanahin' ny namana. 1 Mahatonga tsy ho tian'ny olona manaratsy tany: Manimba ahy eo amin' ny tany ama-monina izany ampanaouinao ahy lzany, 1 Misakantsakana ny fahombiazana: Mety hanimba ny fandehan'ny raharahantsika ny fijanonan'io olona io eto. Ahitsio
Manimbalo: (valo) mt. p.: Ma-marina imbalo, Ahitsio
Manimbina: Jer. Manombina, Ahitsio