Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manimina: (tsimina) mt.p. (ma. nimina): Manjaitra sy mainboatra herana atao tsimina tafontrano, Ahitsio
Manimpito: (fito) mt. p.: Ma-marina impito, Ahitsio
Manimpona: (himpona) mt, p,: Mameno, mahatonga ho feno: Manimpona ny uolan'ny mPlasa, Ahitsio
Manina: (hanina) mt. s.: Mahatsiaro ny any lavitra ka ma. lahelo te habita, manembona: Manina ny any aminay aho izany. Ahitsio
Maninakinaka: (hinakinaka) mt, P. (maninakinaha): Mikapoka mafy dia mafy. ¶ M.h.: Mametsapetsa, manavokavoka, manontatonta mandarodaroka, mandabodaboka, mamangovango, manjezika, manao vely kary, ma. nao vely kitay, manao kapotandrimo. Ahitsio
Maninana: (inana) mis p, (manindna): Miezaka hanao mihoatra noho,,,, miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra noho,,,: Naninana ahy ianao ka hampisehoako ny tanjako, 1 Mifampltaha: Iza no sahy maninana an' Andriamanitra? Mihaika. Ahitsio
Maninda: (sinda) mt, p, (manindà): Mampihataka, mampisava, Ahitsio
Manindao: a.: Halavan-drefy hatreo amin'ny loha tondro havia ka hatramin'nY soroka havanana (mitovy amin' ny dimanjehy ary manakaiky ny iray metatra vazaha). Ahitsio
Manindao: (indao) mt. p. (ma. nindaosa): Mitondra homba ny tena, mifaoka, mipaoka: Auy ny riuotra dia nanindao ny tafon'ny tranonay, * F,-p,: Manindao ilany: tsy mitondra afa-tsy ny antsasany, ny ilany, I Manindao sidina: tsy mahavoa, mivaona, * h,o,: Manadino ny antsasaky ny hafatra nomena azy, / Ny loka manindao ny harena: mahafongo-pananana ny loka. Ahitsio
Manindimy: (dimy) mt, p,: Mamerina indimy. Ahitsio
Manindrahindra: (hindrahin. dra) mt, p, (manindrahin. drd): Mandrotsirotsy; manasohaso, mandokadoka mba hamitaka, manao lela mamy. Ahitsio
Manindrana: (indra na indrany) mt s. (manindrdna): Mandeha akaikin'ny,,.; mandeha manaraka ny sisin'ny,,, Ahitsio
Manindrika: (tsindrika) mt, s. (manindriha): Manafo trano amin'ny herana. Ahitsio
Manindroa: (indroa, roa) mt. P,: Mamerina indroa, * F, p,: Raha manindroa manintelo: tenY fampitandremana mba tsy hamerina indroa na intelo intsony, Ahitsio
Manindrona: (tsindrona) mt, p, (manindroma): Mandoaka na mamely amin'ny lohanjava-maranitra, manilo: Ma_ nindrona ny paingotra, / Manatrobaka amin'ny fanjaitra loaka misy fidiran'ny ranompanafody: Tsy mahay manindrona io mpitsabo io, Ahitsio
Manindry: (tsindry) mt, p. (ma. nindria): Manery zavatra avy ambony amin'ny lanjan'ny tena: Manindry fanoitra. 1 Manisy zavatra mitambesatra avy eo ambony: Manindry zavatra amin'ny boky. 1 Manampy: Manindria ariary fo. Io ianao dia hatakaloko ny bokinao ny bokiko, Ahitsio
Maninefatra: (efatra) rat. Mamerina inefatra. Ahitsio
Maninenina: (enina) int.p.: Ma-marina inenina, Ahitsio
Maningana: (singana) mt, p, sy mt. s, (maningdna): Manavaka, manova singana, 1 Tsy manao ohatra ny be sy ny maro, miavaka: Mahagaga kosa fa maningana amin'ny mpianatra rehetra Isambilo, * Tsy mitovy amin'ny rehetra: Matetika amin'ny tapirahalahy na mpianadahy no misy iray maningana ka tsy tafita amin'ny fianarana. Ahitsio
Maninganga: na Manatsinganga (tsinganga) mt. p. (maningangà, manatsingangà): Manainga ny ilany iray: Manatsinganga ny tongony Ibalita rehefa mandeha. Ahitsio