Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Maningina: (tsingina) mt, p, maningtna): Mametaka firaka mahamay amin'ny vifotsy iray mba hampixaikitra na hampitohy azy amin'ny vifotsy hafa. Ahitsio
Maningoloka: Mitovy amin'ny Mitsingoloka, Ahitsio
Maningotra: (singotra) mt, P. (maningora): Maka, misambotra amin'ny tady vavararana: Maningotra omby, 1 Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao? 1 Mamandrika amin'ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo, Ahitsio
Maninjara: na Manatsinjara mt, p. (maniniard manatsinjard): Mizara ho tokony maro: Manatsinjara ooankazo, 1 Mivarotra tsipotika: Maninjara na manatsinjara hena no asany. Ahitsio
Maninjihinjy: (hinjihinjy) p, mt.: Mandritra... manontolo; maninjitra, ngarangidina: E fapolo andro maninjihinjy. Ahitsio
Maninjitra: (hinjitra) mt.p. (maninjira): Manenjana: Naniniitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina, Ahitsio
Maninona: (inona) mt, s,: Manao inona: Maninona eto ianao? 1 Iharam-pahavoazana marary, maty: Efa ela be aho tsy nahazo taratasy tamindRakoto ka matahotra sao maninomaninona Lay. Ahitsio
Maninta: (sinta) mt, s.: Maharary noho ny asa mamizana mafy natao na noho ny fibatana enta-mavesatra: Manin. ta ny lamosiko noho ilay fitaomana birikin.dry Dadatoa omaly, Ahitsio
Manintaka: (sintaka) mt, P. (manintaha): Mampisaraka; manangoly vadin'olona. Ahitsio
Manintava: na Manontava p.t.: Mandrivo-maina; be rivotra nefs mains ny andro, Ahitsio
Manintelo: (telo) mt.p.: Mamerina intelo, Ahitsio
Maninteralia: (tanteraka) mt. P,: Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka: Maninteraka hazo fisaka,/Maninteraka ny rahona ny tanamasoandro. Ahitsio
Manintona: (sintona) mt, p. (manintbna): Mitarika: Manintona ny uy ny andriam_ by, 1 Misarika: Manintona olona amin'ny sandriny, 1 tao.: Manintona ny eritreritrareo aho mba handinika bebe kokoa. 1 Mandrirotra: Maninton-tady foana Io on-dry io. Ahitsio
Manintsana: (hintsana) mt. P. (manintsdna): Mandraraka amin'ny alalan'ny fanetsiketsehana: Manintsam.parasy eto io alika io fa roahy any, 1 Manetsiketsika mba hifatratra kokoa ny zavatra afatra: Aza hadinoina ny ma_ nintsana ny famarana rehefa mividy vary, / Manasivana: Manintsana fasika ny mpan. dalotra. 1 (f.t,m,) Mandehandeha na mihazakazaka na mandihindihy rehefa avy mihinana mba hahalevona ny sakafo haingana. 1 mt, s.: Mirara-dravina, miongo-bolo: Manintsana ny hazo sasany rehefa ririnina, / Vorona efa nanintsana io, Ahitsio
Manintsivy: (sivy) mt, p,: Ma_ marina intsivy, Ahitsio
manintsy:manintsy:tenim_paritra milaza hatsiaka, Manintsy be ny andro androany ity Ahitsio
manintsy:Filazana hatsiaka Mangatsiaka be ny andro androany/manintsy be ny andro androany Ahitsio
Maniny: (tsiny) mt. P. (mani. nia): Manome tsiny, milaza ho diso: Tsy afaka ueliuely haniny ahy amin'izany ianao, 1 Manakiana, manitsy: Azonao atao ny maniny ny boky nosoratako. Ahitsio
Maniny: (tsiny) mt, p, (maninia): Manamafy vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy. Ahitsio
Manioka: (sioka) Entimilaza rivotra mitsoka kely. 1 Enti-milaza ny nify mararirary kely toy ny nisy rivotra tafiditra any anatiny, Ahitsio