Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Ampanoa: (fr. panneau) a.: I-lay rafitra atao haingon'ny kibom-baravarana. Ahitsio
Ampanondro: a.: Anarana ilazana ny tadim-baliha ka ilay anaovana ny feo saikiny indrindra no lazaina amin'izany, mifanohitra amin'ny domatina izay ilazana ny feo beso ambany indrindra. Ahitsio
Ampanonona: na Fampanonona a.: Karazan'ankamantatra saingy ny filazana ilay zavatra hovinanina no amin' ny teny fohy no anaovana azy: Inona dry izany: Tanora banga, antitra vao boribory? (volana). Ahitsio
Amparapaingo: a.: Jer. Para-Pafngo, Ahitsio
Amparasily: (fer. parasilY). Ahitsio
Amparikivina: (harikiUy), mt. cit.: Atao tonga marikivy. Ahitsio
Amparimbona: a.: Fiarahan' olona maro manao asa na raharaha iray: Nana() amparimbona izahay rehetra tao antrano vao cita ilay osa. Ahitsio
Amparina: (ampatra), mt. ih. (amparo): Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an'efitra atsimo ao aloha io marary io. 0 h.o.: Atao araka izay tratra: Nampariny marina ny fony tamin'ny teny nataony. Ahitsio
Amparitra: a.: Raharaha na asa voafaritra mialoha: Amparitra no hanaovantsika it? raharahan'olona it? ry zalahy a. • Tsipika boribory ialan' ny tandrimo avy mandihy. ~ Vola farantsa taloha nisy sarin-drofia. Ahitsio
Ampatra: ft.: Enti-milaza olona mandry mitsotra tsy mihetsika, na olona manararaotra fahefana na tanjaka ka manao izay tiana. - t.i.f.: amparina, voampatra / miampatra, fiampatra, mpiampatra 1 iamparana, fiamparana / manampatra, fanampatra, mpanampatra 1 anamparana, fanamparana. Ahitsio
Ampehezana: a.: Amboara: Ampehezam-boninkazo. Ahitsio
Ampela: (Ski) a.: Rivotra avy andre fana. Ahitsio
Ampela: a.: Zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany 1-lany, ary misy loaka eo afovoany amin'ny tavany ilany ao ambadika, mba hitsofohan'ny tahony; ny ampela dia atao fanantsodiana na fanasinana ny kofehy hotenomina. Ahitsio
Ampela: (ft.-p.) a.: VehivavY, ttovovavy. Ahitsio
Ampelamamoly: Jer. Dimbana. Ahitsio
Ampelandohalika: a.: Taolana somary boribory, afaka mihetsiketsika eo an-toerana, eo amin'ny faritra anoloana amin'ny lohalika. Ahitsio
Ampelavao: a.: Anarana entimilaza ny vehivavy maty ampiterahana. Ahitsio
Ampemby: a.: Zavamaniry sahalahala amin'ny katsaka. Ahitsio
Ampempa: a.: Mofo vary na moto mangahazo. - F.-p.: Ampempa manify: mofomamy fisaka; /ampempan-tantely: moto tantely. Ahitsio
Ampengo: (Ski) a.: Ilay kintana lehibe anilan'Ikotokelimiadilaona. Ahitsio