Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Asoka: (soka) mt. at. (asokao, asokay): Atsoboka, alentika ao anaty rano dia tsoahina: Asokay ao anaty kafe misy ronono ny mofo. Ahitsio
Asokaka: (sokaka) mt. at. (asokakao): Atao misokatra be. Ahitsio
Asokatra: (sotraka) mt. fit. (a sokafy): Entina manokatra. Ahitsio
Asokatrika: (sokatrika) mt. at. (asokatreho): Atao miharihary ho hita tsara eo anoloana, miatrikatrika tsara. Ahitsio
Asokera: (sokera) mt. fit. (asokerao): Entina manasokera; ahodidina. Ahitsio
Asoketa: (soketa) mt. fit. (asoketao): Entina manasoketa, mamindra loza, tsiny. Ahitsio
Asoketraka: (soketraka) mt. at. (asoketraho): Apetraka milamina sy miadana tsara; atsivetraka. Ahitsio
Asokitra: (sokitra) mt. fit. (asokiro): Entinamisokitra. Ahitsio
Asoko: (soko) mt. at. (asokoy): Asaina mandeha na manao, na maka mangina. Ahitsio
Asola: (sola) mt. fit. (asolay): Entina manasola. Ahitsio
Asolafaka: (solafaka) mt. at. (asoiafaho): Atao misolafaka, mibolisatra; akorisa, abolisatra. ~ mt, fit.: Entina mandidy sompirana. Ahitsio
Asolampy: (solampy) mt, at. (asolampio): Atao kisolosolo, manary rano. Ahitsio
Asolanandrana: (solanandrana) mt, at, (asolanandrano): Enti-milaza ny loha lan.jalan• jaina. Ahitsio
Asolanga: (solanga) mt. at. (asolangao): Atao milavo any aoriana: Aza asolanga ohatra izao ny volonao fa efa lehibe rahateo ny handrinao. Ahitsio
Asolatra: (solatra) mt, fit, (ma-taro): Entina manolatra, mandidy atao didy misolila, misompirana. Ahitsio
Asolelaka: (solelaka) mt. at. (asolelaho): Atao misokatra be ny vavany, tsy asiana miafina ny ao anatiny. Ahitsio
Asolika: (solika) mt, fit.: Entina manisy solika. Ahitsio
Asolo: (solo) mt, cit. (asoloy): Atao solo: It? antsipika ity asolo ilay anao verin'ny zanako. Ahitsio
Asoloky: (soloky) mt. fit. (asolokio): Entina manoloky, mamitaka, manambaka. Ahitsio
Asolontsolona: (solontsolona) mt. qt.: Asosososo amin-kasahiana tsy misy tahotra. Ahitsio