Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Atafitafy: (tafitafy) mt. cit. (atafitafio): Atao mivoha sasaka: Atafitafio ny varavarana Ahitsio
Atafo: (tafo) mt. fit. (atafoy): Atao tafo, entina manafo: Herana no natafonay ny tranonay any ambanivohitra Ahitsio
Atafy: (tafy) mt fit, (atafio): Entina manafy: Lamba inona no hatafiko it? zazakely it?? Ahitsio
Ataha: (taha) mt. at. (atahao): Izay omena ho onitra. Ahitsio
Atahy: (tahy) mt, fit. (atahio): Entina manampy, mamonjy ny hafa. Ahitsio
Atailana: (tailana) mt, fit. (atailano): Entina manatailana, mandidy vilana tsy mitovy tantana. Ahitsio
Ataina: (taina) mt. at. (ataino): Andrehetana afo: Vatan-kininina iray no natainay dia nahamasaka ny vomanga sy ny vary. Ahitsio
Ataingina: (taingina) mt, at. (ataingeno): Atao na apetraka eo ambony: Ataingeno eo ambony fatana ny vilany. Ahitsio
Ataitra: (taitra) mt. fit. (atairo): Entina manaitra, mampitahotra. Ahitsio
Ataiza: (taiza) mt. fit. (ataizao): Entina mitaiza. Ahitsio
Atakalo: (takaio) mt, at. (atakalozy): Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin'ny takalozana ihany, fa fampiasa matetika kokoa): Natakalony ny palitaoko ny malabariny. ~ Soloana atao vola madinika: A-takalozy kely it? voiako ariary zato it?. Ahitsio
Atakarina: (tokarina) mt. at. (atakarino): Avala hiresaka, hihinana any an-tranon'olona: Aza atakarina any an-tranon'olona ny zanakao fa mahamenatra, Ahitsio
Atakatra: (takatra) mt. fit. (atakaro): Entina manakatra: It? hazo it? atakatra an'io boky io, Ahitsio
Atakibaka: (takibaka) mt fit, (atakibaho): Entina mamely, manevika eo amin'ny takibaka. Ahitsio
Atakiboka: (takiboka) mt. at. (atakibohy): Hidiana, ahiboka, Ahitsio
Atakiky: (takiky) mt. cit. (atakikio): Atao foana tsy misy na inona na inona, atao majifa. Ahitsio
Atakila: (takila) mt, at. (atakilao): Alaina ny antsasany. Ahitsio
Atakitsoka: (takitsoka) mt. at. (atakitsohy): Atsipy, alentika lalina dia lalina, ahitsoka lalina. Ahitsio
Atakizina: (takizino) mt. at. (atakizino): Atao mitakizina, avala ao anatin'ny maizina. ? Atao tonga fadiranovana. Ahitsio
Atakobaka: (takobaka) mt. at. (utuko bah y): Ahetsiketsika ao anaty rano. Ahitsio