Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Atakoboka: (takoboka) mt. at.: Entina manafo (ny filaniana), Ahitsio
Atakoditra: (takoditra) mt. at. (atakodiro): Andrahoina aman-kodiny: Atakoditra ny ovy sy ny vomanga matetika. Ahitsio
Atakoko: (takoko) mt. at. (atakokoy): Asaina mitakoko. Ahitsio
Atakolaka: (takolaka) mt. at. (atakolahy): Asaina mitampify mba hitily, hitsikilo. Ahitsio
Atakona: (takona) mt. fit, (atakony): Entina mibata. Ahitsio
Atakona: (takona) mt. fit. (atakony): Entina manakona, Ahitsio
Atakosina: (takosina) mt, at. (atakosino): Atao boribory lavalava. Ahitsio
Atakotra: (takotra) mt, fit. (atakofy): Entina manakotra, manarona amin'ny takotra. Ahitsio
Atakotroka: (takotroka) mt. at. (atakotrohy): Atao mipoaka mafy, Ahitsio
Atakovana: (takovana) mt. at. (atokovàno): Apetaka mate-vina be. Ahitsio
Atalaho: (talaho) mt, fit. (atalahoy): Entinamitalaho (toy ny tanana, ohatra izany, ny vava sy molotra...). Ahitsio
Atalantalana: (talantalana) mt. at. (atalantalano): Atao amin'ny talantalana, apetraka ambony talantalana. Ahitsio
Atalapetraka: (talapetraka) mt. at. (atalapetraho): Asaina mitalapetraka, mipetraka ka ny tongotra mifanapaka sy mifanindry eo anoloana. Ahitsio
Atamana: (tamana) mt. at. (atamano): Atao tonga tamana. Ahitsio
Atambatra: (tambatra) mt. at. (atambaro): Akambana, ampiraisina, aharo: Natambany tao am-pisoko iray daholo ny akoho sy ny vorona ary ny gisa. 1 h.o.: Natambatry ny fifankatiavan'ny ankizy isika ray aman-dreny roo tonta. ? Atontaly: Natambatro ny vola azoko omaly sy afakomaly ka nahatratra efNato . 1 Atohy: Hazo fisaka efatra no natambatra nanaouana it? latabatra tt?. Ahitsio
Atamberina: (tamberina) mt. at. (atombereno): Asaina mandeha dia miverina; asaina mandroso dia misangodina. Ahitsio
Atamberivery: (tamberivery) mt, at. (atamberivereo): Asodisody, avala hirenireny. Ahitsio
Atambesatra: (tambesatra) mt. at. (atambesàro): Ilazana ny tanana entina manindry mba hampahavesatra: Aza atambesatra eo ambony entana ny tananao fa tsy zakako. Ahitsio
Atambezo: (tambezo) mt. at. (atambezoy): Asaina mitambezo, mangataka mafy tsy misy fiatoana sY sesilany. Ahitsio
Atambina: (tambina) mt. at. (atambino): Atao tambina, fanampy, kaka: Mitadiava auto hatambintsika ny toko. Ahitsio