Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Avaka: na Avany a: Iia kisoa ialan 'ny loha sy ny tongony. Ahitsio
Avala: (vola) mt, fit. (avalao): Entina mamala, mamefy. Ahitsio
Avala: (vela) mt. at, (avelao) na Ambela mt, at. (ambelào) (nefa it? farany it? dia indraindray ihany no ampiasaina): Ajanona: Nauelanareo aiza ny zanakareo mivady? Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy. 1 Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy, 1 Atsahatra: Auelao amin'izay ny ady heuitra tsy mitera-boka-tsoa. 1 Afoy: Avelako ho anao it? boky sarobidy it?. 1 0mena lalana: Ave-lao kely aho handeha. • A-mindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin'ity indray mandeha US'. ka mitandrema tsara amin'ny sisa. Ahitsio
Avalampatra: (valampatra) mt. at. (avalamparo): (tongotra) Atsotra. Ahitsio
Avalana: (valana) mt. at. (avalano): Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin'ny olo-meloka sasantsasany. 1 Entin' (ny rano): Navalan'ny rano ny fatin'ilay akoho matin' ny barika. ? Roahina, ahataka lavitra: Tokony havalana lavitra ny tanàna ny lambo. Ahitsio
Avalangidina: (valangidina) mt. at. (avalangidino): Azera, akodia amin'ny tany. Ahitsio
Avalavala: (valavala) mt. at. (aualaualào): Akipiiipily. Ahitsio
Avalona: (valona) mt. at. (avalony): Aforitra atao milamina tsara (lamba, taratasy...): Avalony tsara ireto taratasy ireto. Ahitsio
Avalongana: (valongana) mt. at.: Atao mivongana, atao antontany. Ahitsio
Avaly: (valy) mt. at. (avalio): Teny entina mamaly: Tsy manan-kavaly ianao satria tratra ambody omby. ~ Asetry: Inona no havaliko izao soa ataonao ahy izao? Ahitsio
Avana: na Antsibenandriamanitra a: Zava-miseho indraindray eny amin'ny habakabaka, rehefa misy orana, izay miendrika andohalambo makadiry mipaka amin'ny lanin'ny vodilanitra roa, ary misy loko fito fototry ny loko rehetra: mena volondaoranjy, vony, maitso, manga, angana ary volomparasy; rehefa misy avana miseho dia fambara fa efa hitsahatra ny orana. - t.i.f: Mavana, mavamavana. Ahitsio
Avàna: (ava) mt. ih. (avao): Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminY: E fa tokony havana ity tanimbary it? fa be loatra ireo ahidratsy. Ahitsio
Avàna: (vona) mt. at. (avonao): Asiana vôna: Avonao isaky ny iray matera io tady io. Ahitsio
Avanàka: (vanaka) mt. at,: Atanatàna (vava). Ahitsio
Avanavana: p. mt.: Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin'ny teny hoe "tsy bita": Tsy hita auanavana, tafahoatra na misy elanelany makadiry amin' ny hafa ampitahaina aminy: Tsy hita avanavana ny haben'Antananarivo miolotra amin'Ambohitrakely. Ahitsio
Avànavàna: (vanavana) mt. at. (avanavanao): Atanatana. Ahitsio
Avanditra: (vanditra) mt, at. sady mt. fit. (avandiro): Atao mivohitra na mampivohitra; entina mamanditra. Ahitsio
Avandraka: (vandraka) mt. at. (avandràho): (maso) Adiridiry, vezatina. Ahitsio
Avandravandra: (vandravandra) mt. at. (avandravandrào): Enti-milaza ny maso afantoka tsy mipy amin-katezerana. Ahitsio
Avandry: (vandry) mt, at. (avandrio): Ati1y. Ahitsio