Litera h

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Hafoitra: (foitra) p.mt,: Hatreo amin'ny foitra ny halaliny (jar. Ha). Ahitsio
Hafoka: ft.: Niavian'ny hoe 1 t.Lf.: Mangafoka 1 mangafokafoka. Ahitsio
Hafoloana: (folo) P. mt.: Mandritra ny folo andro: Miasa tanimbary hafoloana. ? a.: Halavam-potoana folo andro: Niasa foana ireto mpiasa ireto nandritra ny hafoloana. Ahitsio
Hafotope: p,mt,: Hatreo amin' ny fotope ny halaliny: Izay rano hafotope ve dia hahafaty an-drano? Ahitsio
Hafotra: a.: Hazo misy karazany maro, ampiasaina indrindra hanaovana tady ny hodiny (Sterculiacées-dombeya). ~ Ahitsio
Hafy: (fy) a.: Hamamy, hamamiana. Ahitsio
Hafy: a.: Faharetana amin'izay zava-mihatra. 1 t. L f.: Hafina / mihafy, fihaf y, mpihaf y / ihafiana, fihafi-. ana 1 mahafy / hafihafy. Ahitsio
Haga: a: Angano, zavatra tsinontsinona: Tsy milaza afatsy haga Rangahy io, Ahitsio
Hagohago: a.: Jar. Hakohako. Naha a: Famahana, fanalana ny fatotra. i t.Lf.: Hahana, voahaha I manaha, fanaha, mpanaha 1 anahana, fanahana 1 mihaha, fihaha 1 ihahana, fihahana 1 mahahaha Ihahahaha. Ahitsio
Hahafina: (hahaka) mt. ih. (hahafo): Aely, aparitaka: Aza hahafina ny lavenona. Ahitsio
Hahaka: a: Fielezana, fiparitahana. - t.i.f.: Ahahaka, voahahaka, tafahahaka 1 manahaka, fanahaka, mpanahaka 1 anahafana, fanahafana 1 mihahaka, fihahaka, mpihahaka i ihahafan, fihahafana I mahahahaka Ihahakahaka, Ahitsio
Hahana: (haha) mt. ih, (hahao): Vahana: Hahao ity kofehy ity, 1 Alana amin'ny fatorana: Hahao ny ombikely fa mampalahelo. ? Saratsarahina, ravana: Nohahan'ilay mpamboatra azy ny famantaranandroko. ? H.o,: Afahana, votsorana: Matetika amin'ny fetim-pirenena misy gadralava hahan'ny filohan' ny Nosy. Ahitsio
Hahazana: (hahy) a.: Ny zavatra ahahy, ny zavatra tiana ho maina ka apetraka eo amin'ny hainandro: Vato taindry hahazana (ilazana ny vato atafngina eo amin'ny sisin'ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan'ny tsihy rehefa tsofin'ny rivotra). * Ohab.: Aza atao vato tain-dry hahazana: enti-milaza fa izay nhavita soa ny tena dia tsy tokony hatao tsinontsinona na dia tsy misy hilana azy intsony aza, Ahitsio
Hahelika: (helika) p.mt.: Hatreo amin'ny helika ny halaliny: Mitandrema sao lasan' ny riana fa hahelika ny rano! Ahitsio
Hahendrena: Fahendrena (hein dry) a.: Toetran'ny olona hendry: Mbola manan-tombo lavitra amin'ny fahaizana ny fahendrena. Ahitsio
Hahia: Hahiazana, Fahahiazana (hia) a: Toetran'ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian'ity zaza it? (ny hahiazan'it? zaza it?) fa miseho mitrakitraky ny taolany. Ahitsio
Hahohaho: a: Fahabetsahana toa misamonomonona. ~ t.Lf.: Tafahahohaho / mihahohaho, fihahohaho, mpihahohaho 1 ihahohahoan, fihahohahoana 1 mahahahohaho. Ahitsio
Hahy: a.: Fametrahana ny zavatra tiana ho main ho hitan'ny masoandro ay ny rivotra: Ratsy hahy izany lamba izany. i t.if.: Ahahy, voahahy I manahy, fanahy, mpanahY I anahazana, fanahazana 1 mihahy, fihahy, mpihahy J ihahazana,fihahazana 1 hahazana, mahahahy. - F.-p.: Mamindra hahy: misambotra vola amin'olona mba bandoavana volan' olonkafa nosamborina ihany koa. / Manao findra hahy: mamindra voina na loza amin' ny hafa. Ahitsio
Haidirajy: a.: Asidra mandoro, izay atao koa hoe Darajy. Ahitsio
Haifomba: a: Fahalalana momba ny fomba amam-panao. Ahitsio